- Alakamisy 18 Janoary 2018
Any Ivelany.Arabia Saodita Nanome 2 miliara dolara ny Banky foiben’i Yemen
Noho ny antso avo nataon’ny filoham-pirenena sy praiminisitra Yemenita ary ny fitotonganan’ny vola riyal any Yemen dia nandrotsaka vola mitentina 2 miliara dolara mahery ao amin’ny Banky foiben’i Yemen ny fanjakana Saodianina. Natao izao fanapahan-kevitra izao noho ny fanohizana ny fanohanan'ny fanjakana Saodianina ireo vahoaka Yemenita, hoy ny fanambarana ofisialy nivoaka tany Riyadh
Hamaky ny tohiny